Isaia 46:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tadidio izay nitranga taloha ela be,*Ka tadidio hoe izaho no Andriamanitra, ary tsy misy ankoatra ahy. Izaho no Andriamanitra, ary tsy misy mitovy amiko.+
9 Tadidio izay nitranga taloha ela be,*Ka tadidio hoe izaho no Andriamanitra, ary tsy misy ankoatra ahy. Izaho no Andriamanitra, ary tsy misy mitovy amiko.+