Hosea 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Voaloboka efa simba* ny Israely, sady mamoa.+ Rehefa mihabetsaka ny voany, dia vao mainka manao alitara be dia be izy.+Rehefa mihamamokatra ny taniny, dia vao mainka ataony tsara tarehy ny tsato-kazony masina.+
10 “Voaloboka efa simba* ny Israely, sady mamoa.+ Rehefa mihabetsaka ny voany, dia vao mainka manao alitara be dia be izy.+Rehefa mihamamokatra ny taniny, dia vao mainka ataony tsara tarehy ny tsato-kazony masina.+