FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 10:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hoatran’ny sariolona fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ka tsy afa-miteny.+

      Tsy maintsy bataina ireny satria tsy afa-mamindra.+

      Aza matahotra azy, fa sady tsy afaka manisy ratsy ireny

      No tsy afaka manisy soa.”+

  • Asan’ny Apostoly 19:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hitanareo sy henonareo anefa izao fa tsy teto Efesosy+ ihany, fa saika eran’ny faritanin’i Azia mihitsy ilay Paoly iny no nandresy lahatra vahoaka maro sy nampiova hevitra azy ireo. Tsy tena andriamanitra, hono, ny andriamanitra nataon-tanana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara