Ezekiela 34:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hataoko mahazo fitahiana* izy ireo sy ny faritra manodidina ny havoanako.+ Hataoko milatsaka ara-potoana koa ny orana. Dia hirotsaka hoatran’ny orana ny fitahiana.+
26 Ary hataoko mahazo fitahiana* izy ireo sy ny faritra manodidina ny havoanako.+ Hataoko milatsaka ara-potoana koa ny orana. Dia hirotsaka hoatran’ny orana ny fitahiana.+