-
Isaia 44:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Izao no tenin’i Jehovah, ilay Mpanavotra anao,+
Dia ilay namolavola anao hatrany an-kibo:
“Izaho no Jehovah, ilay nanao ny zava-drehetra.
Iza no nanampy ahy tamin’izany?
-
-
Jeremia 32:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao lehibe+ sy ny sandrinao mahery. Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.
-
-
Zakaria 12:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fanambarana:
-