Salamo 78:69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 69 Nataony maharitra toy ny lanitra* ny toerany masina,+Toy ny tany izay nataony mafy orina mandrakizay.+ Salamo 104:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 119:90 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 90 Maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny tsy fivadihanao.+ Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.+ Ohabolana 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nampiasa ny fahendreny i Jehovah tamin’izy nanorina ny tany,+ Ary nasehony hoe mahira-tsaina* izy tamin’izy nanao ny lanitra ho mafy orina.+
69 Nataony maharitra toy ny lanitra* ny toerany masina,+Toy ny tany izay nataony mafy orina mandrakizay.+
90 Maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny tsy fivadihanao.+ Nataonao mafy orina ny tany mba ho eo foana.+
19 Nampiasa ny fahendreny i Jehovah tamin’izy nanorina ny tany,+ Ary nasehony hoe mahira-tsaina* izy tamin’izy nanao ny lanitra ho mafy orina.+