-
Deoteronomia 15:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tandremo sao ataonao ao am-ponao foana izao eritreri-dratsy izao: ‘Efa akaiky izao ny taona fahafito, ilay taona hamelana trosa!’*+ Dia lasa tsy malala-tanana amin’ilay rahalahinao mahantra ianao, ka tsy manome azy na inona na inona. Koa raha mitaraina amin’i Jehovah momba anao izy, dia ho fahotana ho anao izany.+
-