Jeremia 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoatran’ny sariolona fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ka tsy afa-miteny.+Tsy maintsy bataina ireny satria tsy afa-mamindra.+ Aza matahotra azy, fa sady tsy afaka manisy ratsy irenyNo tsy afaka manisy soa.”+
5 Hoatran’ny sariolona fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ka tsy afa-miteny.+Tsy maintsy bataina ireny satria tsy afa-mamindra.+ Aza matahotra azy, fa sady tsy afaka manisy ratsy irenyNo tsy afaka manisy soa.”+