1 Samoela 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa nifoha maraina ny Asdodita ny ampitson’iny, dia io fa efa nianjera nihohoka tamin’ny tany, teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, i Dagona.+ Nobatain’izy ireo àry ilay izy ka naveriny teo amin’ny toerany.+
3 Rehefa nifoha maraina ny Asdodita ny ampitson’iny, dia io fa efa nianjera nihohoka tamin’ny tany, teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, i Dagona.+ Nobatain’izy ireo àry ilay izy ka naveriny teo amin’ny toerany.+