FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha vao henon’i Jezebela fa notoraham-bato i Nabota ka maty, dia niteny tamin’i Ahaba izy hoe: “Mitsangàna ka alaivo ho anao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita,+ izay tsy nekeny hamidy taminao. Efa tsy velona intsony izy, fa efa maty.” 16 Nitsangana i Ahaba raha vao henony hoe maty i Nabota, ka nidina tany amin’ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita izy mba haka an’izany ho azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara