-
Daniela 4:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ary hoy izy: “Tsy ity ve no Babylona Lehibe, ilay naoriko tamin’ny tanjaky ny heriko mba ho lasa lapam-panjakana sy hahazoako voninahitra lehibe?”
-
-
Apokalypsy 18:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nidera tena loatra izy sady nanaram-po tamin’ny zavatra lafo vidy maro be nangoniny, ary efa tsy nahamenatra azy intsony ny nanangona an’izany. Mba ataovy mijalijaly sy mitomany koa àry izy. Miteny anakampo foana mantsy izy hoe: ‘Mipetraka hoatran’ny mpanjakavavy aho sady tsy mpitondratena, dia tsy mba hitomany mihitsy.’+
-