-
Apokalypsy 18:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary hijoro lavidavitra izy ireo satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, ka hiteny hoe: ‘Indrisy! Indrisy, ry Babylona, ilay tanàna lehibe+ sy matanjaka! Fa tao anatin’ny adiny iray fotsiny dia efa voasazy ianao!’
-