Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hoy indray ilay lehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona tamin’Andriamanitra+ sy tamin’olona ianao, ka nandresy tamin’ny farany.”
28 Hoy indray ilay lehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona tamin’Andriamanitra+ sy tamin’olona ianao, ka nandresy tamin’ny farany.”