1 Mpanjaka 8:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hamela ny fahotan’ny mpanomponao, dia ny an’ny Israely vahoakanao, ary hanoro+ azy ny lalana tsara tokony halehany! Ary andatsaho orana ny taninao+ izay nomenao ho lovan’ny vahoakanao. Salamo 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 54:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mika 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
36 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hamela ny fahotan’ny mpanomponao, dia ny an’ny Israely vahoakanao, ary hanoro+ azy ny lalana tsara tokony halehany! Ary andatsaho orana ny taninao+ izay nomenao ho lovan’ny vahoakanao.