FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 5:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Raha mba maniry hatahotra ahy+ sy hankatò ny didiko rehetra foana+ mantsy ny fony, dia handeha tsara mandrakizay ny fiainany sy ny an’ny taranany!+

  • Salamo 81:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Raha mba nihaino ahy mantsy ny vahoakako,+

      Raha mba nandeha tamin’ny lalana natoroko mantsy ny Israely,+

      14 Dia ho nataoko vetivety dia resy ny fahavalony;

      Ho namely an’ireo nanohitra azy ny tanako.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara