-
Isaia 57:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Hoatran’ny ranomasina misamboaravoara tsy mety mitony kosa ny ratsy fanahy,
Ary mamoaka ahidranomasina sy fotaka ilay ranomasina.
21 Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”,+ hoy ny Andriamanitro.
-