FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 44:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izao no tenin’i Jehovah,

      Ilay Mpanao anao sy Ilay namolavola anao,+

      Ilay nanampy anao hatrany am-bohoka:*

      ‘Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko,+

      Dia ianao ry Jesorona*+ izay nofidiko.

  • Isaia 46:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 “Henoy aho, ry taranak’i Jakoba, sy ianareo rehetra sisa amin’ny taranak’i Israely,+

      Dia ianareo izay nampiako hatramin’ianareo vao teraka, sady nentiko hatrany an-kibo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara