Isaia 40:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho avy i Jehovah Tompo Fara Tampony ka hampiseho ny heriny,Ary ny sandriny no hanjaka.+ Efa eny aminy ny valisoa homeny,Ary efa any aminy ny karama haloany.+
10 Ho avy i Jehovah Tompo Fara Tampony ka hampiseho ny heriny,Ary ny sandriny no hanjaka.+ Efa eny aminy ny valisoa homeny,Ary efa any aminy ny karama haloany.+