-
Isaia 54:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa hiparitaka hiankavanana sy hiankavia ianao,
Ary ho lasan’ny taranakao ireo firenena.
Hipetrahan’izy ireo koa ny tanàna aolo.+
-