Isaia 44:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba ô, dia ianao ry Israely ô,Satria mpanompoko ianao. Izaho no nanao anao, ka mpanompoko ianao.+ Tsy hohadinoiko ianao, ry Israely ô!+ Jeremia 31:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Tsy zanako tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Isaky ny manameloka azy mantsy aho, dia tena mbola mahatsiaro azy ihany. Izany no mahatonga ahy hihetsi-po* noho ny aminy.+ Ary tena hiantra azy aho”, hoy i Jehovah.+
21 “Tsarovy izany zavatra izany, ry Jakoba ô, dia ianao ry Israely ô,Satria mpanompoko ianao. Izaho no nanao anao, ka mpanompoko ianao.+ Tsy hohadinoiko ianao, ry Israely ô!+
20 “Tsy zanako tena tiako ve i Efraima, ary zanaka mamin’ny foko?+ Isaky ny manameloka azy mantsy aho, dia tena mbola mahatsiaro azy ihany. Izany no mahatonga ahy hihetsi-po* noho ny aminy.+ Ary tena hiantra azy aho”, hoy i Jehovah.+