-
Mika 7:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hahita izany ireo firenena ka ho afa-baraka na dia mahery be aza.+
Hanampina ny vavany izy ireo,
Ary ho lasa marenina ny sofiny.
17 Hilelaka vovoka hoatran’ny bibilava izy ireo,+
Ary hangovitra toy ny biby mandady rehefa mivoaka avy ao amin’ny toerany voaro mafy.
Hihorohoro izy ireo rehefa manatona an’i Jehovah Andriamanitsika,
Ary hatahotra azy.”+
-