FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia natsotran’i Mosesy teo ambonin’ny ranomasina ny tanany.+ Ary nasian’i Jehovah rivo-mahery nitsoka avy any atsinanana, nandritra ny alina manontolo, ka nisintona ny ranomasina. Dia lasa tany maina ny fanambanin’ny ranomasina,+ ary nisaraka ny rano.+

  • Eksodosy 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Fa ny Israelita kosa nandeha teo amin’ny tany maina teo afovoan’ny ranomasina,+ ary toy ny manda teo ankavanany sy teo ankaviany ny rano.+

  • Salamo 106:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Noteneniny mafy ny Ranomasina Mena, dia ritra.

      Nentiny namakivaky rano lalina toy ny mamakivaky tany efitra*+ izy ireo;

  • Isaia 51:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy ianao ve no nanao izay haharìtra ny ranomasina, dia ny rano lalina be?+

      Tsy ianao koa ve no nanao ny ranomasina lalina ho lalana hiampitan’ireo navotana?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara