39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka sady nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia mba esory amiko ity kaopy* ity.+ Aleo anefa tsy ny sitrapoko no hatao, fa ny anao.”+
8 Ary tsy izay ihany, fa rehefa lasa olombelona* izy, dia nanetry tena ary nankatò ka nanaiky ho faty mihitsy aza,+ izany hoe ho faty teo amin’ny hazo fijaliana.*+