-
Isaia 50:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hanampy ahy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
Iza no hilaza fa meloka aho?
Ho lasa hoatran’ny akanjo tonta izy rehetra,
Ary hoatran’ny akanjo lanin’ny bibikely.*
-