Isaia 45:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+ Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+ Lioka 1:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 sady mamindra fo amin’izay matahotra azy izy, hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+
17 Fa hovonjen’i Jehovah mandrakizay kosa ianareo ry Israely.+ Tsy ho menatra na ho afa-baraka ianareo mandrakizay.+