-
Isaia 66:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Iza no efa naheno zavatra hoatr’izany?
Iza no efa nahita zavatra hoatr’izany?
Hisy tany ho teraka ao anatin’ny iray andro ve?
Sa hisy firenena hatao indray miteraka?
I Ziona anefa vao nihetsi-jaza dia niteraka an’ireo zanany lahy.
-