Ezekiela 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoatr’izany no hitranga rehefa andefasako sazy efatra*+ i Jerosalema, dia sabatra sy mosary sy bibidia masiaka ary areti-mandringana.+ Amin’izay ho ripaka daholo ny olona sy ny biby ao.+
21 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoatr’izany no hitranga rehefa andefasako sazy efatra*+ i Jerosalema, dia sabatra sy mosary sy bibidia masiaka ary areti-mandringana.+ Amin’izay ho ripaka daholo ny olona sy ny biby ao.+