-
Isaia 61:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Sy hanome izay ilain’ireo malahelo noho izay nanjo an’i Ziona,
Ka hanome azy fehiloha ho solon’ny lavenona,
Menaka mahafalifaly ho solon’ny alahelo,
Ary akanjo fiderana ho solon’ny hakiviana.
-