-
Romanina 15:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Tamin’izany dia niezaka mafy aho mba tsy hitory ny vaovao tsara any amin’izay efa nampahafantarana ny anaran’i Kristy. Amin’izay aho tsy hanorina eo ambonin’ny fototra nataon’olon-kafa. 21 Fa voasoratra hoe: “Izay mbola tsy nitantarana momba azy no hahita azy, ary izay mbola tsy naheno no hahafantatra.”+
-