Romanina 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Na izany aza, dia tsy izy rehetra no nanaiky ny vaovao tsara. Hoy mantsy i Isaia: “Jehovah* ô, iza no mba nino ny zavatra henony taminay?”*+
16 Na izany aza, dia tsy izy rehetra no nanaiky ny vaovao tsara. Hoy mantsy i Isaia: “Jehovah* ô, iza no mba nino ny zavatra henony taminay?”*+