FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Zakaria 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jaona 18:39, 40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Sady raha araka ny fanaonareo, dia tokony hanafaka olona iray ho anareo aho rehefa Paska.+ Ka sao dia mba tianareo hafahako ho anareo ilay Mpanjakan’ny Jiosy?” 40 Niantsoantso mafy indray anefa ireo hoe: “Tsy io lehilahy io, fa i Barabasy!” Jiolahy anefa i Barabasy.+

  • Asan’ny Apostoly 3:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanome voninahitra an’i Jesosy+ Mpanompony+ ny Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ dia ilay Andriamanitry ny razambentsika. Ianareo anefa nanolotra an’i Jesosy hovonoina+ ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, na dia efa tapa-kevitra ny hanafaka azy aza izy. 14 Nolavinareo tokoa ilay masina sy marina. Mpamono olona no nangatahinareo hafahana ho anareo,+

  • Asan’ny Apostoly 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara