1 Petera 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izy no nitondra ny fahotantsika+ tao amin’ny vatany, teo amin’ny tsato-kazo,*+ mba ho faty isika raha ny amin’ny ota,* fa ho velona kosa mba hanao ny marina. Ary “ny ratrany no nahatonga anareo ho sitrana.”+
24 Izy no nitondra ny fahotantsika+ tao amin’ny vatany, teo amin’ny tsato-kazo,*+ mba ho faty isika raha ny amin’ny ota,* fa ho velona kosa mba hanao ny marina. Ary “ny ratrany no nahatonga anareo ho sitrana.”+