-
Jeremia 6:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hitazona tsipìka sy lefom-pohy izy ireo.
Masiaka be izy ireo ka tsy hiantra.
Midoboka toy ny ranomasina ny feony,
Ary mitaingin-tsoavaly izy ireo.+
Milahatra toy ny lehilahy mpiady izy mba hanafika anao, ry Ziona zanakavavy ô!”
-