Isaia 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Jereo i Ziona, ilay tanàna fanaovantsika fety!+ Ho hitan’ny masonao i Jerosalema, izay fonenana milamina,Dia tranolay tsy hafindrafindra.+ Tsy hotsoahana mihitsy ny fantsika be fanenjanan-day eo aminy,Ary tsy hisy hotapahina ny tadiny.
20 Jereo i Ziona, ilay tanàna fanaovantsika fety!+ Ho hitan’ny masonao i Jerosalema, izay fonenana milamina,Dia tranolay tsy hafindrafindra.+ Tsy hotsoahana mihitsy ny fantsika be fanenjanan-day eo aminy,Ary tsy hisy hotapahina ny tadiny.