-
2 Tantara 26:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ozia, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo, saingy teo amin’ny saha teo ivelany. Nilaza mantsy ny olona hoe: “Boka izy.” Ary i Jotama+ zanany no nanjaka nandimby azy.
-