FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Rehefa nandalo aho ka nahita anao, dia hitako hoe efa tao amin’ny taona mampitsiry ny fitiavana ianao. Dia novelariko handrakotra anao ny akanjoko,+ ka norakofako ianao mba tsy hitanjaka. Nianiana sy nanao fifanekena taminao aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘ary lasa fananako ianao.

  • Hosea 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy i Jehovah: ‘Amin’izany andro izany,

      Dia hiantso ahy hoe Vadiko ianao, fa tsy hoe Tompoko* intsony.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara