FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Izao no lazain’i Jehovah,

      Ilay manome ny masoandro mba hanazava amin’ny andro,

      Sy manome lalàna* mifehy ny volana sy ny kintana mba hanazava amin’ny alina,

      Ilay mampisamboaravoara ny ranomasina sy mampidoboka ny onjany,

      Ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika:+

      36 “‘Raha sanatria ka tsy manan-kery intsony ireny lalàna ireny’, hoy i Jehovah,

      ‘Dia amin’izay ihany ny taranak’Israely vao tsy ho firenena eo anatrehako intsony.’”+

  • Ezekiela 39:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy hafeniko amin’izy ireo intsony ny tarehiko,+ satria handatsaka ny fanahiko amin’ny taranak’Israely aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara