-
Isaia 52:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ahintsano ny vovoka, ry Jerosalema ô, dia miarena ka mipetraha!
Vahao ny tady mamatotra ny vozonao, ry Ziona zanakavavy nentina ho babo.+
-