Apokalypsy 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia lasa feno setroka ilay toerana masina noho ny voninahitr’Andriamanitra+ sy ny heriny, ka tsy nisy afaka niditra tao amin’ilay toerana masina, mandra-pahatapitry ny loza fito+ nentin’ireo anjely fito ireo.
8 Dia lasa feno setroka ilay toerana masina noho ny voninahitr’Andriamanitra+ sy ny heriny, ka tsy nisy afaka niditra tao amin’ilay toerana masina, mandra-pahatapitry ny loza fito+ nentin’ireo anjely fito ireo.