Isaia 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina.
6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina.