Nomery 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ‘Tsy mora tezitra i Jehovah sady tena be fitiavana sy tsy mivadika,*+ ary mamela fahadisoana sy heloka, kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy an’izay meloka, fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny rainy ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+ Salamo 103:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izaho Ilay mikosoka ny fahadisoanao,*+ noho ny anarako,+Ka tsy hotsaroako ny fahotanao.+
18 ‘Tsy mora tezitra i Jehovah sady tena be fitiavana sy tsy mivadika,*+ ary mamela fahadisoana sy heloka, kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy an’izay meloka, fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny rainy ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+