-
Apokalypsy 8:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Tonga dia noraisin’ilay anjely anefa ilay fitaovana fandoroana emboka manitra, ka nofenoiny afo avy teo amin’ny alitara. Dia natsipiny mafy tetỳ an-tany ilay afo, ka nisy kotroka sy feo sy tselatra+ ary horohoron-tany.
-