Mika 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Ho ao anaty haizina hoatran’ny amin’ny alina+ ianareo ka tsy hahita fahitana,+Ary ho ao anatin’ny haizina be ianareo ka tsy hanao sikidy. Dia hilentika tsy hanazava an’ireo mpaminany ireo ny masoandro,Ary ho lasa maizina aminy ny andro.+
6 ‘Ho ao anaty haizina hoatran’ny amin’ny alina+ ianareo ka tsy hahita fahitana,+Ary ho ao anatin’ny haizina be ianareo ka tsy hanao sikidy. Dia hilentika tsy hanazava an’ireo mpaminany ireo ny masoandro,Ary ho lasa maizina aminy ny andro.+