Joba 34:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha mifantoka* amin’olona izy,Ary angoniny ho any aminy ny ain’izy ireo sy ny fofonainy,+15 Dia hiara-ripaka ny olona* rehetra,Ary hiverina ho vovoka ny olombelona.+
14 Raha mifantoka* amin’olona izy,Ary angoniny ho any aminy ny ain’izy ireo sy ny fofonainy,+15 Dia hiara-ripaka ny olona* rehetra,Ary hiverina ho vovoka ny olombelona.+