Jeremia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Miverena, ry zanako mpikomy ô”, hoy i Jehovah. “Fa izaho irery ihany no lasa tomponareo.* Halaiko ianareo, ka iray isan-tanàna no halaiko ary roa isam-poko, dia hoentiko any Ziona.+
14 “Miverena, ry zanako mpikomy ô”, hoy i Jehovah. “Fa izaho irery ihany no lasa tomponareo.* Halaiko ianareo, ka iray isan-tanàna no halaiko ary roa isam-poko, dia hoentiko any Ziona.+