Isaia 61:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.
4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.