-
Jeremia 34:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Niova kosa ianareo, tato ho ato,* ary nanao izay tsara teo imasoko, ka nanafaka an’ireo namanareo. Ary nanao fifanekena teo anatrehako tao amin’ny trano mitondra ny anarako ianareo. 16 Niova hevitra anefa ianareo avy eo ary nanazimbazimba ny anarako,+ ka samy namerina ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo, na dia efa nafahanareo aza izy ireny mba handehanany any amin’izay tiany. Noterenareo hanompo anareo indray izy ireny.’
-