-
Jeremia 34:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah, rehefa avy nanao fifanekena tamin’ny olona rehetra teto Jerosalema i Zedekia Mpanjaka hoe hafahana ny mpanompo.+ 9 Samy tokony hanafaka ny mpanompony hebreo izy ireo, na mpanompolahy izany na mpanompovavy, mba tsy hisy hanana mpanompo Jiosy hoatr’azy intsony.
-