-
Jeremia 7:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mangalatra ianareo,+ mamono olona, manitsakitsa-bady, mianiana lainga,+ manao sorona* ho an’i Bala,+ ary manompo andriamanitra tsy fantatrareo. 10 Dia mbola tonga mitsangana eto anatrehako ato amin’ity trano mitondra ny anarako ity ihany ve ianareo, sady milaza hoe: ‘Ho voavonjy isika’, nefa izany zava-maharikoriko rehetra izany no ataonareo?
-
-
Ezekiela 13:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “‘Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “‘Satria nilaza zavatra diso ianareo sady tsy marina ny fahitana hitanareo, dia hanameloka anareo aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”+
-