-
Jeremia 22:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 ‘Ny masonao sy ny fonao kosa tsy mieritreritra afa-tsy ny haka tombony azo amin’ny tsy marina,
Sy handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny,
Ary hanambaka sy haka an-keriny.’
-